|
|
|
|

Entrée 1  mendy
Radical  2 endy
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  5 Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory
6 Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy
7 Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro
8 Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka [1.1]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mendy, 10 minde

Mis à jour le 2026/04/21