|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mi~
Partie du discours  2  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Tovona enti-mamorona mt. p, (mijery olona, mianatra lesona)' na mt, s, (mihazakazaka, mivezlvezy). Ñ Betsaka amin' ny mt mitovona mino mifamaly amin' ny mt, mitovona man: Mipetraka, mametraka Ñ mive. rina, mamerina; farany, ny tovona midia mbola azo amoronana matoanteny: a) milaza fitondrana akanjo eny amin' ny tena: mipataloa, misatroka,.,; b) milaza fananana endrika, maso, loha,,. toy izao na toy izâtsy: mitarehim-bazaha, mimasom-borondolo, micolomaso,,.; d) milaza fizarana zavatra, raha mitovona amin' ny teny milaza isa: mitelo, miMiabily (abily) mt, s, (miabilia): 1) Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak' olo.mihaja io tanao ka dia miabily toy izao? / Mifanahin' adala, mifanahimbiby, lany henatra, / Mamo. tl-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady
4 Miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena [1.1]
Tableaux et planches  5  Mots contenant cet affixe

Entrée (2/2) 6  mi    
Partie du discours  7  nom (symbole)
Explications en malgache  8 Ny feo fahatelo manarakaraka ny re amin' ireo ambaratongam-peo amin' ny gama na gamatra [1.1]
Vocabulaire  9  Musique: (en général)
Analogues  10  do, 11  fa, 12  la, 13  re, 14  si, 15  sol
Illustrations 
16 

Mis à jour le 2026/10/22