|
|
|
|

Entrée 1  miafinafina
Radical  2 afinafina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Rehefa lasa namonjy an'ilay fety anefa ireo rahalahiny, dia mba nandeha koa izy, saingy tsy niharihary fa toa niafinafina [2.996]

Mis à jour le 2026/04/20