|
|
|
|

Entrée 1  miaiky
Radical  2 aiky
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
9 Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1]
Explications en anglais  10 to confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2]
11 to give in, to confess [1.7]
Explications en français  12 Comme mieky [1.3#10]
13 se rendre, avouer, confesser [1.8]
Exemples  14  vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny. [2.313#]
Combinaisons  15  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miaiky

Mis à jour le 2026/04/20