| Entrée | 1 miamboho |
| Radical | 2 voho |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona
9 Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo 10 Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to turn the back on; to die (of the (sovereign)
[1.7] |
| Explications en français |
12 tourner le dos; mourir (en parlant du souverain)
[1.8] |
| Exemples |
13 Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra.
[2.472#110]
14 Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: [2.48#126] |
| Combinaisons | 15 6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miamboho |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | miamboho, 17 mihomboa |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|