|
|
|
|

Entrée 1  miampofo
Radical  2 fofo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [1.1]
Explications en anglais  9 to nurse in the lap. [1.2]
Exemples  10  Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [2.48#126]
11  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 mampiofo, miampofo

Mis à jour le 2026/04/21