|
|
|
|

Entrée 1  miampy
Radical  2 ampy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito
9 Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko [1.1]
Explications en anglais  10 to grow larger or greater in number or quantity. [1.2]
11 to increase in number or quantity; to increase by so much [1.7]
Explications en français  12 augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité [1.8]
Exemples  13  Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy. [2.472#125]
14  Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny. [2.470#151]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  miampy, 16 mipamy

Mis à jour le 2026/04/21