|
|
|
|

Entrée 1  miangatra
Radical  2 angatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana [1.1]
Explications en anglais  9 to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2]
10 to deal unfairly, to discriminate [1.7]
Explications en français  11 faire des partialités, des préférences [1.3#45, 1.8]
Exemples  12  Ny tantara tsy miangatra: [2.48#3]
13  miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472#87]
Analogues  14  manao atody mafana ila, 15  manao loa-bary mitahy vady, 16  manao mizana tsindriana ila, 17  manao mpitsara be kibo, 18  manao zanaka anaty fo maharary, 19  manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, 20  manisy tombo sy hala, 21  Mifidy tavan' olona
Combinaisons  22  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miangatra
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  miangatra, 24 tarimanga

Mis à jour le 2026/04/22