|
|
|
|

Entrée 1  miangavy
Radical  2 angavy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy
9 Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1]
Explications en anglais  10 to request, to entreat, to crave. [1.2]
11 to beg, to entreat [1.7]
Explications en français  12 prier avec instance, supplier; solliciter [1.8]
Exemples  13  Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  miangavy, 15 mivainga

Mis à jour le 2026/04/21