|
|
|
|

Entrée 1  miantehitra
Radical  2 antehitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao [1.1]
Explications en anglais  9 to confide in one implicitly, to trust to, to venture on. [1.2]
Exemples  10  miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira. [2.5]

Mis à jour le 2026/04/20