|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  miantoka
Radical  2 antoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto
9 Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany
10 Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany [1.1]
Explications en anglais  11 to be surety for. [1.2]
12 to guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for [1.7]
Explications en français  13 garantir; se charger des frais de; assurer [1.8]
Exemples  14  Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany. [2.472#257]
15  Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. [2.471#36]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 17  miantoka
Radical  18 antoka
Partie du discours  19  verbe actif
Morphologie 
20  Présent :
21  Passé :
22  Futur :
23  Impératif :
Explications en anglais  24 to nod assent. [1.2]

Anagrammes  25 mañotaky, 26 manotika, miantoka, 27 mikatona, mikatòna, 28 mikotàna, mikotana, 29 mitakona, mitakòna, 30 mitokàna, mitokana, 31 mitonàka

Mis à jour le 2026/08/13