|
|
|
|

Entrée 1  miaritra
Radical  2 aritra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
9 Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
Explications en anglais  10 to endure [1.2, 1.7]
11 to sustain, to bear with, to bear. [1.2]
12 to suffer [1.7]
Explications en français  13 supporter, endurer [1.8]
Exemples  14  Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472#46]
Combinaisons  15  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miaritra
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  miaritra, 17 miriatra

Mis à jour le 2026/04/21