|
|
|
|

Entrée 1  mibaiko
Radical  2 baiko
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba?
9 Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io [1.1]
Explications en anglais  10 to speak in words of a foreign language; to use words of command. These words originally came into use in drilling soldiers. [1.2]
11 to command [1.7]
Explications en français  12 Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes [1.3]
13 donner un commandement [1.8]
Exemples  14  Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324]
15  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470#153]
16  Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina. [2.472#130]

Anagrammes  mibaiko, 17 miboaky, 18 miboika

Mis à jour le 2026/04/20