|
|
|
|

Entrée 1  mibobobobo
Radical  2 bobobobo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifioka (toy ny rivotra)
9 Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Explications en anglais  10 to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Exemples  11  Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Vocabulaire  12  Son
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21