|
|
|
|

Entrée 1  miboeriboerika
Radical  2 boeriboerika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana [1.1]
Exemples  8  Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany; [2.996]
9  Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho. [2.356#154]

Mis à jour le 2026/02/26