|
|
|
|

Entrée 1  miboika
Radical  2 boika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  miboika dia lasa, mandeha tsy miato. [1.267]
8  Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; [1.561]

Anagrammes  9 mibaiko, 10 miboaky, miboika

Mis à jour le 2026/05/22