|
|
|
|

Entrée 1  mibolidy
Radical  2 bolidy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitsoaka mandositra
9 Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny
10 Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1]
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mibolidy

Mis à jour le 2026/04/20