|
|
|
|

Entrée 1  midorehitra
Radical  2 dorehitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1]
Explications en anglais  8 to be a bright flaming red [1.7]
Explications en français  9 être rouge comme le feu [1.8]
Exemples  10  Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114]
11  Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [2.583#4]

Mis à jour le 2026/04/20