|
|
|
|

Entrée 1  miepoka
Radical  2 epoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mietry, miletaka noho ny manodidina
8 Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin' ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatỳ [1.1]

Anagrammes  miepoka, 9 mipaoke, 10 mipoake

Mis à jour le 2026/04/20