|
|
|
|

Entrée 1  mieritreritra
Radical  2 eritreritra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
9 Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1]
Explications en anglais  10 to meditate [1.2#139, 1.7]
11 to think, to cogitate [1.2#139]
12 to weigh and ponder [1.7]
Explications en français  13 méditer, réfléchir; songer [1.8]
Exemples  14  mba nahay nisento lalina sy nieritreritra lavitra toa izany koa teo amin' ny voaloham-pitiavany ... [2.470#147]
15  Rahefa nieritreritra aho, dia hitako fa tokony ho marina izany. [2.471#46]
16  nieritreritra lalina momba iny fifampikasohanay tamin' I Bemanana raha iny aho taty aoriana. [2.472#98]
Synonymes  17 mieritra
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22