|
|
|
|

Entrée 1  mifampilaza
Radical  2 laza
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  7 se dire l'un à l'autre: Gaga izy ireo ka nifampilaza hoe (Ils étaient dans l'admiration et se disaient les uns les autres) [1.3]
Exemples  8  Dia mifampilaza raha misy vaovao! [2.944#]
9  mifampilaza vaovao, mifanakalo vokatra, manao izay hiraisany tanteraka ny olona rehetra amin' izao tontolo izao. [2.332#45]

Mis à jour le 2026/04/20