|
|
|
|

Entrée 1  mifampino
Radical  2 ino
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  samy mandainga isika, ianao mamitaka ahy, izaho mamitaka anao, tsy misy mifampino izay lazaina [2.4#79]
8  Ary raha mifampino anatra ny lompo sy ny andevo, dia manao hoe: [2.48#353]

Mis à jour le 2026/04/20