|
|
|
|

Entrée 1  mifampitana
Radical  2 tana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  7 se saisir mutuellement [3.1]
Exemples  8  Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana! [2.472#]
9  Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. [2.270#]

Anagrammes  10 manatampify, mifampitana

Mis à jour le 2026/04/20