|
|
|
|

Entrée 1  mifampizara
Radical  2 zara
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  [1.3#868]
Exemples  7  nifampizara ny hetahetany ry zareo. [1.369]
8  Nony tonga teny an-tanimboly, nifampizara asa izahay. [2.117#20]
9  Fa mila mijery hatrany ny fotoana ahafahana mifanakalo hevitra, mifampizara, maneho, ary manampy ireo olona hisaina sy hiasa miaraka ianareo. [2.424]

Mis à jour le 2026/09/04