|
|
|
|

Entrée 1  mifanalavitra
Partie du discours  2  verbe actif
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Exemples  6  Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332]
7  mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643#8]
8  Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117#113]

Mis à jour le 2026/04/20