|
|
|
|

Entrée 1  mifanamby
Radical  2 tamby
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1]
Explications en anglais  9 to lay wagers, to bet. See loka [1.2]

Anagrammes  mifanamby, 10 mifanimba

Mis à jour le 2026/04/20