|
|
|
|

Entrée 1  mifanaraka
Radical  2 araka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao
9 Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra
10 Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1]
Explications en anglais  11 to agree [1.7]
Explications en français  12 être d'accord, s'entendre [1.8]
Exemples  13  Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia. [2.470#13]
14  Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. [2.472#162]
15  Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: [2.48#28]
Combinaisons  16  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifanaraka
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 fanamarika, 19 fikaramana, mifanaraka

Mis à jour le 2026/04/21