|
|
|
|

Entrée 1  mifandefitra
Radical  2 lefitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  [1.3]
Exemples  7  fa raha hanao fitia mifandefitra kosa, raikitra ny fikasantsika [2.313#142]
8  Samy manana ny anaran-drainy ka tsy misy mifandefitra, hoy ny navalin'i Tsiafahy [2.508#388]
9  Fa raha mba hanao fitia mifandefitra, dia tsy aiza aho fa fandrotrarana misafosafo amin'ny tany [1.292]

Mis à jour le 2026/04/20