|
|
|
|

Entrée 1  mifangaro
Radical  2 fangaro
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika
9 Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin' ny rano ny menaka
10 Miharo, miaraka amin' ny.,.: Aza mifangaro amin' ireo ankizy mpitabataba ireo ire
11 Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy [1.1]
Explications en anglais  12 to be mixed together [1.7]
Explications en français  13 se mélanger, être mélangés [1.8]
Exemples  14  Mangatsiaka sy vao latsa-panala ny maraina amin' izay ary mifangaro tsy misy anavahana azy intsony ny setroky ny mpahandro hani-masaka sy ny zavona mamirifiry. [2.470#38]
15  Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472#235]
Combinaisons  16  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifangaro

Anagrammes  mifangaro, 17 mifarango, 18 mifongara

Mis à jour le 2026/04/20