|
|
|
|

Entrée 1  mifanjana
Radical  2 fanjana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy
8 Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [1.1]
Explications en anglais  9 to urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. [1.2]
10 to dispute about who is to do what [1.7]
Explications en français  11 se renvoyer le travail, la responsabilité [1.8]
Exemples  12  rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara. [2.285#]

Anagrammes  13 mañafinja, 14 mifañanja, mifanjana

Mis à jour le 2026/04/20