|
|
|
|

Entrée 1  mifatratra
Radical  2 fatratra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1]
Explications en anglais  9 lying close, put close together. [1.2]
Exemples  10  Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [2.470#170]
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifatratra

Anagrammes  12 mafy tratra, mifatratra

Mis à jour le 2026/04/20