|
|
|
|

Entrée 1  mifidy
Radical  2 fidy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako
9 Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho
10 Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay [1.1]
Explications en anglais  11 to choose [1.2, 1.7]
12 to select, to prefer. [1.2]
Explications en français  13 choisir; élire [1.8]
Exemples  14  Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy [2.472#186]
15  nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo... [2.471#62]
16  hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy; [2.470#103]
17  Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy. [1.10#F.510]
Analogues  18  manasivana, 19  manivana, 20  Mifantina, 21  mijobona, 22  mitsaika, 23  mitsongo
Combinaisons  24  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifidy
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  26 fidimy, 27 midify, mifidy

Mis à jour le 2026/04/22