| Entrée (1/2) | 1 mifositra |
| Radical | 2 fositra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 mandoaka
9 mandilotra hazo iray eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo [1.1] 10 [Sihanaka] milevina, misitrika anaty tany [1.78] |
| Explications en anglais |
11 to produce fire by friction.
12 to enter anything, to hide in the earth, to become embedded, as locusts and chameleons in depositing their eggs, or as a serpent in the grass, etc. [1.2] |
| Explications en français |
13 percer
14 faire tourner un bois dans un autre pour produire du feu 15 faire un trou dans la terre pour y déposer des oeufs, comme font les sauterelles: Mifositra ny fasika ny valala hanatodiza (Les sauterelles font un trou dans le sable pour y déposer leurs oeufs) [1.3] |
| Exemples |
16 Raha nisy nandalo tamin' izay fotoana izay, dia ho nahita lehilahy iray amin' ny mangiran-dratsy, mifositra amin' ny tany eo ambody hazo, misy basy marovava sy angady eo akaikiny, mitomany mifokofoko irery eo.
[2.472#238]
|
| Entrée (2/2) | 17 mifositra |
| Radical | 18 fositra |
| Partie du discours | 19 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
23 milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin' ny asany io lehilahy io
[1.1] |
| Explications en anglais |
24 to be continually engaged in business with another; to urge importunately.
[1.2] |
| Explications en français |
25 s'appliquer avec ardeur: Mifositra amin' ny asany izy (Il s'applique avec ardeur à son travail)
[1.3] |
| Anagrammes | mifositra, 26 misifotra, 27 ramifotsy, 28 tsimarofy, 29 tsy marofy |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|