|
|
|
|

Entrée 1  mifototra
Radical  2 fototra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
9 Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
Explications en anglais  10 to be rooted; to be based on [1.7]
Explications en français  11 être enraciné; être basé sur [1.8]
Combinaisons  12  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mifototra
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mifototra, 14 mitofotra

Mis à jour le 2026/04/21