|
|
|
|

Entrée 1  migoboka
Radical  2 goboka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Explications en anglais  8 hollow, as the sound of a drum [1.2]
Explications en français  9 sonner creux, comme un coffre vide [1.3#198]
10 sonner creux, produire un son sourd [1.5]
Exemples  11  Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470#152]
12  angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#83]
Vocabulaire  13  Son
Autres orthographes  14 migobona

Mis à jour le 2026/04/22