|
|
|
|

Entrée 1  migoka
Radical  2 goka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo [1.1]
Explications en anglais  9 to guzzle, to drink in abundance. [1.2]
10 to drink greedily [1.7]
Explications en français  11 boire en abondance à longs traits [1.8]
Exemples  12  Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471#14]
13  Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka. [2.472#15]

Mis à jour le 2026/04/20