|
|
|
|

Entrée 1  mihafy
Radical  2 hafy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy
9 Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay
10 Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1]
Explications en anglais  11 to endure, to sustain, to bear with patience. [1.2]
12 to endure hardship, to do without things [1.7]
Explications en français  13 endurer, se passer de certaines choses [1.8]
Exemples  14  Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay. [2.472#158]
Combinaisons  15  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mihafy
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 fihamy, 18 mifahy, mihafy

Mis à jour le 2026/04/21