|
|
|
|

Entrée 1  mihahaka
Radical  2 hahaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby
9 Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao [1.1]
Explications en anglais  10 to scatter, to disperse
11 fig. to abuse, to vilify. [1.2]
12 to scatter, to be scattered [1.7]
Explications en français  13 se disperser, s'éparpiller [1.8]
Exemples  14  ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony. [2.131]
15  Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472#202]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 mahahika, mihahaka

Mis à jour le 2026/04/21