| Entrée | 1 mihiratra |
| Radical | 2 hiratra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
9 Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity 10 Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1] |
| Explications en français |
11 écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
12 se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3#249] |
| Exemples |
13 mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
[2.472#151]
14 mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470#103] 15 Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643#157] |
| Combinaisons | 16 2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mihiratra |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 mahiratry, 19 marihitra, 20 miharatry, 21 miharitra, mihiratra |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|