|
|
|
|

Entrée 1  mihitsoka
Radical  2 hitsoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay
9 Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako [1.1]
Explications en français  10 être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir [1.3#254]
Exemples  11  mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy. [1.437#]
12  Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra. [2.606#]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21