|
|
|
|

Entrée 1  mihohoka
Radical  2 hohoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny vilany ka very daholo ny laoka
9 Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry
10 Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra
11 Milentika ao anatin' ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto
12 Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin' ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony [1.1]
Explications en anglais  13 to lie or be placed with the face or opening down [1.7]
Explications en français  14 être placé avec l'ouverture en bas, la bouche en dessous [1.8]
Analogues  15  Miankohoka
Combinaisons  16  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mihohoka
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22