|
|
|
|

Entrée 1  mihohy
Radical  2 hohy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka
9 Mihehy
10 Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia
11 Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [1.1]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 himohy, mihohy

Mis à jour le 2026/04/21