|
|
|
|

Entrée 1  mihomehimehy
Radical  2 homehimehy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Hay rahefa faly izy ity, mba sahala amin' ny olona rehetra ihany : mihomehimehy foana, mientanentana eo am-piresahana [2.4#21]
8  Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy mihomehimehy tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda. [2.470#37]
9  Noteneniny mafy izahay raha toa mihomehimehy nahita an-dRagova nandalo nivembena. [2.356#7]

Mis à jour le 2026/04/20