|
|
|
|

Entrée 1  mijangajanga
Radical  2 jangajanga
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena [1.1]
Explications en anglais  8 to commit adultery [1.7]
Explications en français  9 Se rendre coupable de luxure [1.3#291]
10 être adultère [1.8]
Exemples  11  Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny. [2.59#]

Mis à jour le 2026/04/20