|
|
|
|

Entrée 1  mijokojoko
Radical  2 jokojoko
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily [1.1]
Explications en anglais  [2.131#333]
Exemples  8  Mitikitikim-pandeha rambon'osy / mijokojoko fandeha rambon'ondry / raha mitady kototanin-tarehy hianao / mankanesa ao amin-dRamangamalefaka / sady ary fomba no ary toetra /sady manitra no mamerovero [2.131#333]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21