|
|
|
|

Entrée 1  mikaly
Radical  2 kaly
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina [1.1]
Exemples  9  Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472#66]
Analogues  10  miangaly, 11  mijijy, 12  mikajakaja, 13  mikajy, 14  mikajy, 15  mikandy, 16  mikandikandy, 17  mikenakena, 18  mikojakoja, 19  mipasopasoka, 20  mitandrina
Combinaisons  21  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mikaly

Anagrammes  mikaly, 22 milika

Mis à jour le 2026/04/22