|
|
|
|

Entrée 1  mikantsana
Radical  2 kantsana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana
8 Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo [1.1]
Analogues  9  mikamentsona, 10  mipentsompentsona, 11  mitsaontsaom-bava, 12  mivatsavatsa

Anagrammes  13 manantsika, mikantsana

Mis à jour le 2026/04/22