|
|
|
|

Entrée 1  mikehana
Radical  2 kehana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka
8 Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho
9 Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny [1.1]

Anagrammes  10 mahenika, mikehana

Mis à jour le 2026/04/20