|
|
|
|

Entrée 1  mikipaka
Radical  2 kipaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro
9 Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [1.1]
Explications en français  10 Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko (Les semelles de mes souliers se détachent) ~ Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous) [1.3#333]
Exemples  11  Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo. [1.437#]
12  Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary. [2.69#]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mikipaka, 14 mpikaika, 15 mpikiaka

Mis à jour le 2026/04/21