|
|
|
|

Entrée 1  mikiraviravy
Radical  2 kiraviravy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby [1.1]
Explications en français  9 être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse) ~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres) [1.3#335]
Exemples  10  Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana. [1.381#]
11  mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza; [1.335#]

Mis à jour le 2026/04/20